walte 05/02/2010 13:19
Hoatrin'ny mba mahalasa ny saiko ihany ny resaka voizina isanandro mikasika ny fin du monde 2012. Amiko aloha dia tsotra tsy ny zana'olombelona no mahafantatra ny faran'ny tany fa Andriamanitra ihany, Izy ary dia milaza fa ho avy toy ny mpangalatra aho, izany hoe tampoka, tsy ampoizina, izahay ary mbola mieritreritra ny ho velona soa aman-tsara amin'izany ko, manana finona e!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. rabezavana 09/02/2010 12:31
izaho aloha tsy de votmpinoana ka ny fara-andro dia ny fahafatesan'olona iray.ka tsy ny olona rehetra akory no indray maty na be tahakan' inona ny loza mety hitranga.ohatra fotsiny ny tany haiti farany teo.marina fa efa maro ireo loza voajanahary no mateti-pitranga @izao fotoana izao fa tsarovy fa raha tena tonga ny andro fary dia tsy maintsy hisy ny arche de noe 2.tsy ilay asssociation mpangala-jaza teo ireny aaan!ary izy amiko dia tsy maintsy misy famantarana mialoha ihany ra faobe toy izany no hitrangy fa ny fahafatesan-tsirairay no avy toy ny mpangalatra.amiko manokana io
1. Mirananirina 08/02/2010 13:22
ka be ireo loza voajanahary mitranga ankehitriny dia vao maika manahy hoe hoavy ny farany
mg