IMR 09/02/2010 13:20
Gaga aho hoa nijery reportage tao @ France5, fa hay kely sisa (40 taona) dia ho foana hatreo ny lasantsy eny amin'ny pompy!! tsy hisy tomobila ntsony zany mandeha aminy gazoil sy benzin,fa amin'ny herinaratra sy ny aratra atômika (retour vers le futur) ny roplana handeham'in re??, aohona ny hevitrao? (5è elements) .. lol vao ho 60 taona mahery kely nge za @ zany ee! hahaha

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. Kdaombaramita 29/03/2010 18:14
ho hafahafa be amin'ny taranaka @ izany fotoana izany ny hijery ny fiainantsika @ izao fotoana hoe izao ve no fiara fitondran'i dadabe sy ry nenibe @ izany fotoana izany ! mety ho toy ny fahitako ankehitriny ny sary mampiseho ny fiainan'ny olona mizotra @ fiara traction fahiny !
1. hery 09/02/2010 22:43
Tsy efa ho tonga ve i Bemolanga amin'izany?

Tamin'ny 40 taona lasa mbola tsy nisy CD (sy ny teknolojia hafa) ary betsaka ireo zavatra tamin'izany 40 taona lasa izany no efa tsy hita intsony amin'izao... kanefa toa mandeha ihany ny fiainana.

Koa inoako fa afaka 40 taona izany dia tsy tahaka ny filantsika lasantsy amin'izao fotoana izao no hilana azy.
mg