fanoandria 13/02/2010 09:30
raha ty moa oe: mahay mifankatia daholo ny olna rehetra eto an-tany, ngamba tsy hisy intsony ny ady... dia ho foan ny basy sy tafondro ary mety ho sambatra ny tany... nofy anie zany ... man'nofy atoandro

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. belakely 15/02/2010 12:15
dia tanteraka ilay hiran'i Mireille Mathieu..... miverina zazakely madio fo daholo dia.......
nefa koa ny lafiratsin'ny fitiavana anie hono ka fankahalana e! "le revers de l'amour c'est la haine"
1. xxx1 13/02/2010 18:21
euh....mety tsy ho marina tanteraka io.....ity fitiavana, fitiavana ity ary mantsy no tena hitako miteraka ady.
mg