dadasy 14/02/2010 14:31
"Mifankatiava ihany, raha mbola velona aina, tsy misy toy izany no mampifaly saina...."

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. dadasy 15/02/2010 14:37
marina zany ra-Walte a!
2. walte 15/02/2010 08:41
Ha..., andeha re mba hifamela...
1. walte 15/02/2010 08:37
Ny maty efa lasa, tsy haintsika antsoina, isika no mikasa, ny ratsy hadinoine re.......
mg