maryline 16/02/2010 19:36
Dinika : Amin'ny fomba malalaka, tsy misy bedy.

Noforonin'i vegas Tamin'ny 28/10/2005 | Mpikambana 453
Niova farany 16/02/2010 19:57:04 | ikaretsaka -> Vakio
Mpandrindra : fijo ari.malala always tess vegas

Ireo mpikambana |
Tena nanao izay moyen hidirana fa tsy mety tafiditra e! Inona no tokony atao hihihi

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. pikatti 18/02/2010 21:59
teneno fijo ry mirana de miditra toi e, ary tsisy akitazana ao fa tonga de molona daholo a
5. Mirananirina 18/02/2010 10:42
tara izany indray aho?inona indray io
4. tess 17/02/2010 16:45
way fangah izaho mpandrindra ao?
3. xxxw 17/02/2010 01:02
Fa inona loatra io dinika afenina io e, misy hevitra ratsy kosa angamba ao zany ,toa misy fanavakavahana ps?
2. maryline 16/02/2010 21:04
hihihihihihih
1. pikatti 16/02/2010 20:26
Sokafy leisy ny varavarana ry fijo a, akama ve dia avelanareo eo ambravarana fotsiny sakaaa!!sady izay ndray sipa, aleo hanampy an'i Papoose klou i Maryline Monroe
mg