walte 28/02/2010 05:34
Volana ambonirano ô
Mazava taratra harive e!,
Amin'iny indrindra zaho de hihira ho anao e!
Manjombona ny andro ô
Velorano hariva e!
De hihira mintsy zaho de hihira ho anao e
Rano mihira e!
Rano mandihy e!
Manaitra ny maro ô!
Mitondra fitia e!
(....)

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg