lalainaM 28/02/2010 10:48
Kolosiana 3:12 Koa mitafia famindrampo sy fiantrana, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin'Andriamanitra sady masina no malala

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. lalainaM 04/07/2010 13:36
Lioka 6:35 Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa, dia mampisambora, ka aza kivy na amin'inona na amin'inona, dia ho lehibe ny valim-pitianareo, ary ho zanaky ny Avo indrindra hianareo; fa Izy mora fanahy amin'izay tsy misaotra sy ratsy fanahy.
2. lezo 11/05/2010 16:56
colossiens 3:17 Et quoi que vous fassiez, en parole ou en œuvre, faites tout au nom du Seigneur Jésus, en rendant par lui des actions de grâces à Dieu le Père.
1. fahamarinana 01/03/2010 12:02
Misaotra e !
mg