mketsa 28/02/2010 17:28
...hitako ianao ry malala nitsikitsiky t@ nofy!avy hatrany aho tonga dia niantsampy...inona no teo fa ny saiko no tsy ampy!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. Zible 29/06/2010 06:33
salama ianao, mba te hiserasera re a, d inona ny vaovao e? nanao ahoana ny fankalazana ny fetimpirenena tany aminareo? ny anay taty Tamatave tsy namely mihitsy, ny situation eto Madagasikara efa tena mahasosotra be fa tsy hita ny atao e. D manatena ny hiserasera aminao e, raha te hifandray antariby amiko d 261 33 01 651 36 D veloma ary e
mg