tsipiry 09/03/2010 18:07
vao2 be eto @ sra ny bandy mba mila tosika maivana alohan'ny tena hidirana lalina de mba toroy hevitra

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. hery 09/03/2010 21:55
Arakarak'ilay tanjona eto io. Fa efa tsara fanomboka ianareo ka. Milay aloha rehefa nampiditra sary.
mg