raozigasy 10/03/2010 09:45
Tonga soa Samitiana Andriamihaja, faly Dada, sambatra i Neny, ravo ny fianakaviana, mibitaka ny tapaka sy namana....

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. raozigasy 11/03/2010 20:26
Misaotra anareo Parent izany nandray anay ho membres ao amin'ny club e . Lazaina anareo eo ihany rehefa voaloa ny cotisation e
3. mangidy 10/03/2010 18:53
Félicitation Raozigasy dia arabaina fa tonga ao @ Club Parents marina e!!
faly mandray an'i Samitiana ny namana e!
2. Kdaombaramita 10/03/2010 13:42
envenue Samitiana,
ton papa dort pas beaucoup,
ta maman est fatiguée,
les familles sont là à supporter,
les amis téléphonent sans arrêt
............... mais ils t'aiment plus que tout !!! )
Izay ilay revers du médaille klou, LOL
Ataovy bdb ny ro-patsa ao an-trano hanala havizanana !!!!
FELICITATION à vous ? ? ?
1. hery 10/03/2010 09:52
Anjarako indray izao no miteny hoe bienvenue dans le club e
mg