sipagasy 20/03/2010 11:56
mba inona reh ny manintona anao ato @ serasera.org e!!!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. mika036 23/04/2010 18:43
salut! ny tena manintona ahy @ity sera2 ity aloha dia ny mba hifankalalan'ny samy malgache e!.misaotra ny sera2.org aloha fa tsy irery ny aty fa manana mpiray tanindrazana afaka mifanerasera @ lafiny rehetra.
2. fahamarinana 20/03/2010 21:05
Ny ahy ilay miondana radiovazogasy marina mandrapaharivan'ny andro aloha,mamaky dinika ihany koa sy mamaly rehefa mba mahita atokona,mamaky blaogy ary indrindra mamaky tononkalo !)
1. maeva74 20/03/2010 16:31
betsaka ny manintona ato aloha e! Mijery ireo andriam-bavilanitra malagasy isan- karazany mampiseho ny hatsarany. mamaky dinidinika mampihomehy sy mampiala-voly indrindra ny ao @ politika ao. mijery blaogy, mamaky tononkalo mahafinaritra daholo e! saika adiniko ny mihaino radio vazogasy.
Tapitra tompoko!
mg