Kdaombaramita 20/03/2010 17:08
Tena milay be ny "talkie-walkie"- ko vao azoko omaly : Ericsson XPERIA !!!!! Ouaixxxxxxxxxxxx !

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. Kdaombaramita 22/03/2010 18:54
Ao !
5. hery 22/03/2010 05:46
Aahh, hitako. Hay kosa raitra be ilay izy kou
4. Kdaombaramita 21/03/2010 20:49
Téléphone leizy ry reto a ! Jereo amin'ny nety io anarany io dia ho hitanareo ny sariny anie ! Fa dia tafatory tara amin'ny fianarana ny fampisana azy ! ha ha ha !
3. hery 20/03/2010 19:12
asio sary loll
2. maeva74 20/03/2010 17:54
kay ve kdaomba mbola milalao e!
1. news2dago 20/03/2010 17:26
hilalao polisy volera zany zao kdaomba ko lol
mg