keving 23/03/2010 05:49
za hoa te anana sipa iray!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. keving 27/03/2010 07:14
slt! marina fa tsara ny manandroa fa aleo iray ihany. izy ilay tokana!!
5. Mirananirina 24/03/2010 13:06
aza mbola manana aloha
4. yonikafopl 24/03/2010 07:52
hery soa n manandroa hono nefa hihihihi, fa eto koa ray ihany no tiany hananana kay
3. tess 23/03/2010 17:47
inona moa no manakana????
2. sipagasy 23/03/2010 16:51
hihihihih
1. hery 23/03/2010 14:30
Tsy misy misakana ka
Ny manana roa no tsy mety
mg