hery 24/03/2010 04:48
Salama daholo e. Sakafo maraina anio: vary amin'anana sy saosisy. Miamm

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. hery 24/03/2010 16:58
Efa tamin'ny maraina kosa io e
Fa na izany na tsy izany dia misaotra an'i Nenitoanay fa izy no nikarakara azy...
4. mangidy 24/03/2010 16:54
mihetsika ny kakampisako e!!!
3. Mirananirina 24/03/2010 13:05
hmmm,tena matsiro,
2. vale 24/03/2010 09:28
yonik ty anana........ an!! lol, miamm be zany an hummm..tena ankafizin'ny vavoviko , hi!hi!i!hi!hi
1. yonikafopl 24/03/2010 07:41
mazotoa hery aaaa, matsiro ery zao zany hihihih
mg