manjamanga 28/03/2010 11:50
sambatra indrindra ireo olona izay misy mitia sy mahatsiaro,saingy mijaly kosa ireo izay tia nefa tsy mety ho tiana

Ny fitiavana marina dia tsy mila takalony, eny na ny aina aza hafoina hoa n'izay tiana. Rehefa tia ny olona iray dia tsy asiana hoe satria na nahoana. Raha izay ny hiainanao azy na namadika anao aza ilay nilaza fa tianao dia ho hainao hatrany ny mihaina sy mankafia ny fiainana. Sambatra izay tsy mba tafitohana @ zay zavatra nataony fa natolony izany ho fifaliampo hoan'ny tenany sy hoan'izay mankasitraka izany

fa fara-fijaliana ny an'izay tena nitia ka mody notiavina... avy eo nilaozana!
Mijaly tokoa ireo izay tia nefa tsy mety ho tiana kanefa dia ho tiavina daholy kosa ary ve izay olona tia.
ontsa ny fo maheno izany snif
" Fa tsy ny tiana no fahasambarana fa ny tia... "