hery 29/03/2010 08:31
Misy ankizy mipetraka eny Andohalo mianatra ao amin'ny Sainte Famille miakatra sy midina an'io Ampahamarinana io an-tongotra isanandro e? Dia nefa tsy maninona akory
Andramako aloha raha vitako maraina sy hariva fa raha tsy izany tsy maintsy handeha fiara ihany

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

7. maeva74 29/03/2010 19:23
zah ary nahavita mihazakazaka in- 2 isanĀ“andro teny. fony mpianatra mozika teny andohalo.
6. sipagasy 29/03/2010 19:13
eh! lalana isan'andro nandeha nianatra izany taloha e!!! efa ho mmhhh 20 taona mahery veh???? fa tsy nisy nihontsona izany teo e! hihih ny anay aza mbola + ny fiakarana mankany an-trano satria tery amonin'ny zandary tery ankadilalana izahay no nipetraka,
fa mazotoa e!!!!
5. hery 29/03/2010 15:52
small> hikotrana ahoana?
Dia raha sy vita izany dia hikotrana handeha fiara? lol
4. small 29/03/2010 15:21
tezitra angaha i madama amin'izato kibonao no handeha hikotrana ra-hery???
3. Mirananirina 29/03/2010 11:49
mitovy tamiko koa izany taloha,fa 1 trimestre ihany dia leo be aho ,hany ka nifindra fianarana teo akaiky.Sekoly protestanta
2. hery 29/03/2010 08:40
ikalamako> misaotra mankahery Ilay fiakarana azy tsy midezaka sy lava be ohatra an'Ampahamarinana akory. Tsy ampy 15 minitra no anaovana azy.
1. ikalamako 29/03/2010 08:34
zah mbola velona soa amantsara aty amin'ny taona roa arivo nefa 30 taona lasa izay io no sakafoko indroa miakatra indroa midina, dimy andro isa-kerinandro ; miampy indray mandeha miakatra indray mandeha midina, indray mandeha isa-kerinandro (fa tapak'andro ny fianarana rehefa asabotsy lolll) - nandritra ny roa taona izany rehetra izany...
mg