zous 30/03/2010 04:26
Salama daholo e! Tena nampalahelo ny nijery ireo samy malagasy nifamono tetsy Ambohijatovo omaly ireny an. Ny mpanao Politika no mitady seza ho azy ko ny vahoaka no ampiadiana; eny e! misy ihany koa anie ireo olona no tsy misaina ihany. samia ihany mieritreritra vao manao zavatra e! mazto dhlo e!

nahafinaritra ny nijery ireo malagasy manao fety rehefa misy fety ohatran'ireny tamin'ny alahady sy alatsinainy ireny. Na mafy aza ny sy maro b ireo mikaika d mbola mahay miala voly ihany Ra-Malagasy vahoaka. Tsara e tohizo ary mirary soa ho an'ny vahoaka malagasy rehetra. "Izay tia ny tenin-drazany no tia ny tanindrazany" teny filamatry ny FI.MPI.MA io ry zareo an! sao gaga
Mirary soa ho antsika rehetra mamaky ity taratasy ity e! veloma daholo
Angah kosa kanety kely ry zareo tao kou no mety ampiadiana ry Zous!
mampalahelo marina ireo vahoaka!
Ny mapieritreritra anefa dia ny hoe mba manana asa ihany ve ireny olona ireny sa dia tena hoe fitiavan-tanidrazana marina e, ny atao hoe fitiavan-tanindrazana amiko dia ny hoe fanajana ny fiandrianampirenena izay mijoro ao aminy, ary koa miasa mba hampandrosoana ny firenena, raha izaho aloha ireny olona teny omaly izay nanankorontana ireny dia tsy aleoko aza mitady ny aryary na dia mivarotra amoron-dalana mifanenjika @ commune aza toy izay manao an'ireny eny e samia mieritreritra ihany fa tsy misy natao hitsara eto fa Andriamanitra ihany no natao hitsara