raozigasy 08/04/2010 22:47
inona no azo atao dikan'ny speed dating amin'ny teny malagasy e

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. fahamarinana 09/04/2010 21:19
topimaso malaky ....hihihi,sarotra be ny mandika azy amin'ny tena antony koa,ny Teny Malagasy ohattrany be famaritana izay ,mihalava vao mazava !
3. raozigasy 09/04/2010 11:26
sao dia mampihomehy be izany vorimaika izany e
manjary hoe handao hanao resa-borimaika avy eo e ihihii
2. maeva74 08/04/2010 23:17
« rencontres rapides » Fiarahana vonjy maika hihihihih
1. hery 08/04/2010 22:54
Vorimaika e lolll
mg