bodohanitra 09/04/2010 14:05
veloma daholo ny namana eto @ serasera rapitso zahay mandao lafrantsa ka asa any @ tany misy anay any raha afaka mbola miserasera.
Aza manadino ry Noro havako

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. noromarisoa 09/04/2010 19:14
Veloma retsya! aza manadino ma sista dia raha vao tonga dia andefaso adresse sy sary ny plage e!
bon voyage dia bonne continuation
ta soeur
mg