fahamarinana 09/04/2010 21:24
Te hanoratra eritreritra fa toa tsy manana eritreritra indray !Hay manana ihany fa tsy ilay tena noeritreretina no voasoratra fa lasa eritreritra tsy tena mitombina ! Herinandro ohatr'izao aho niomankomana hamonjy ny rns ,indrindra hihaona amin'ireo namana serasera malala efa niaraka tany amin'ny fety serasera dia mbola hiaraka indray any e....Eritreritry ny marary eritreritra koa zany manao tamberina zany !tsssssss !

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. hery 09/04/2010 21:28
Hay tany amin'ny rns i Faha? Dia nanahoana ny tany? Misy sary?
mg