
raozigasy 11/04/2010 19:00
speed dating gasy ao paris amin'ny 23 avril eeee. manoratà any amin'ny haja-at-serasera.org izay handray anjara e
speed dating gasy ao paris amin'ny 23 avril eeee. manoratà any amin'ny haja-at-serasera.org izay handray anjara e
misaotra
alamina dia asesy io ry faha a
hafa koa ity ,ny fivoarana sa ny fiaraha-monina no antony sa fandrosoana tsotra izao ! Mihaona sy miresaka sy mifanoratra aza manahirana maika fa speed tsotra izao !!Kayyyy !
natao ho an'ny gasy aloha io e
fa gasy ve zany no betsaka (na vavy na lahy) ao sa vazaha??
jereo ity rohy ity e : www.rdvrapide.fr.gd
inona indray izany speed dating izany?