ANARIM 13/04/2010 11:20
oroka mamy sy firarian-tsoa feno ho an'ireo mitovy daty nahaterahana amiko eo amin'ny lisitra ireo!!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

5. milaibe 14/04/2010 09:31
ho mamy hatrany anie ny manaraka dia ho tomombana avokoa izay atao
4. hery 14/04/2010 06:55
mamy kokoa le oroka rehefa andro iray aty aoriana
3. fahamarinana 13/04/2010 18:42
bon anniversaire ANARIM ! Mirary soa be dia be akia !
2. Mirananirina 13/04/2010 15:07
bon anniversaire anarim
1. arline 13/04/2010 14:48
je ne suis pas sur la liste, mais je te souhaite un joyeux anniversaire!
mg