
tsipiry 13/04/2010 12:26
ny vehivavy matetika carrosserie fotsiny satria bika fotsiny no be fa ny loha mandinika tsy misy mihitsy
ny vehivavy matetika carrosserie fotsiny satria bika fotsiny no be fa ny loha mandinika tsy misy mihitsy
zany a! nefa mandraingiraingy nareo lelah ref ampiasainy ny atidohany.sa efa voa mitsy enao de mikafara sisa azo atao? bonne chance paske t'en a besoin
lol be ,sao ilay somary hafahafa kosa no nifanena taminao ?
tena marina izany Rabe e ! tena hizestiavany enao raha voa mba miseho taraiky aminy !
Ny fahaizan-drazazavavy mana-merde tsisy farany indray no tena mahatalanjona anĂ . Ohatry ny tsy maintsy milonjolonjo foana ve nama.....
hihihi,fa nataon-dravehivavy inona indray izato enao?