naran 24/04/2010 15:18
... mbola tia aho ary tena tia dia nilaozany. Tato no nahalalako azy ... !

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

4. Ainan 01/05/2010 19:07
courage foana @ fiainana eh
3. maeva74 24/04/2010 21:53
Hhihihihih Vale ilay mpampiesona ireny aky an!!
2. vale 24/04/2010 18:32
Maeva: lollll.. itandrina amin'ny in ankia izy? lol!!
1. maeva74 24/04/2010 16:30
Indrisy mampalahelo tokoa ianao!! Matetika ny fitiavana sur net , tanteraka nefa matetika koa sangisangy ihany izy ireny , na dia izany ary dia mahereza rahavako mety ho tojo ilay tena izy ianao fa tandremo ihany anefa.
mg