JaoAnjara 23/03/2015 17:10
Ny fifampitondrana eo anivon'ny fianakaviana izay velona iray trano, maty iray fasana no lalàm-pihavanana mandamina ny fiaraha-monina izay fehezin'ny fahendrena. Nahoana ary isika no mifandrafy?? >Malagasy ianao,malagasy aho ...'ndeha hanavotra an'i Madagasikara @ fanjanahana.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg