raJIM121 10/06/2015 08:40
mitady mpiasa an-trano vehivavy kilasy mandry, manao ny rehetra: manampy mivarotra rehefa tsy ao an-trano,manasa lamba,matsaka rano,mahandro sakafo,manadio trano.
Olona 2 na 3 iany no ao an-trano ary tsy misy zaza.
KARAMA: 250 000F
ILAINA NY: karapanondro sy ny photocopie-ny,sary tapaka 1 apetaka eo amin'ny fanamarinam-ponenana na ny adiresy mazava
TAONA:18 hatramin'ny 24 taona, raha tsy ampy taona diam mila taratasy avy amin'ny RAD na mpiantoka
TEL: 033 28 071 41
commission:150 000F ho an'izay mahita

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. kiaraha 16/06/2015 19:45
Manahoana tompoko o, tsy tokony ho asa ho an olona 2 ve zany azafady
mg