HARENAKO 13/08/2015 11:10
@nanou60: cc!faly ko izahay mandray anao! mitovy tsika! namana azo hifampiresahana satria mila serasera tsika amizaop fotoana izao! manatena anao handray namana e!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. nanou60 01/09/2015 06:38
Bonjour, faly be aho fa namaly ahy ianao. Eto Mahajanga aho no mipetraka, ary miasa @ Université, mpandraharaha tsotra. Mahafinaritra ny vacances aty @nay, tena be dia be ny vacanciers t@n'ity taona ity. Aiza kay no misy anao? Mirary soa e! Nanou60
mg