nanou60 01/09/2015 06:41
@ddauphin: Manaona ianao, faly aho mandray anao ho namana ato
@n'ity serasera ity. Aty Mahajanga no misy ahy. Tiako ny manana namana mba hifanakalozan-kevitra. Misaotra indrindra ary koa mirary soa e!
Hamaly
Midira raha hametraka hevitra