nanou60 09/09/2015 12:05
@hanina2: bjr, faly aho fa nahazo namana anao. Aty Mahajanga no misy ahy. Tiako ny olona matotra sy be fitiavana. Tiako koa anefa ny mitsiky sy misangy, mahatsara ny fahasalamana manko ireny, sa ahoana hoy ianao?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg