hery 10/09/2015 23:22
Ahoana ny fahitanareo an'ilay takelaka nony nohavaozina?
Tsotra kokoa ve? Mahafinaritra kokoa ve? Mora ampiasaina ve?
Ny loko ve tianareo sa inona no tokony ho mety?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. taxs 11/09/2015 04:29
Salama e.... somary mblola manavao maso kely ihany aloha e, fa mafinaritra ka, mba miova look koa indraindray e!
1. hery 11/09/2015 00:01
Zavatra mbola mila atao:
- Ny notifications hafatra tsy voavaky
- Ajax ao amin'ny commentaires
- sns...
mg