Strong3 22/10/2015 07:47
Terrorisé indray ny eny akatso 2 cité hono eh! __voavao tamin'ny fb omaly halina tamin'ny 19h teo ho eo 21/10/2015 (miaraka amin'ny sarin'ilay tovovavy iray voa mafy)

nisy vehivavy 2 ny ampy iray , toa nisy nively mafy tsy hay hoe tamin'inona aloha fa teny amin'ny lohany ny anakiray , ary tena voa mafy toa efa hofaty izany (sanatria, fa dia mirary soa hoazy)
__ soa fa mba nisy tsara sitrapo niantso police , ary mba nentina haingana eny amin'ny HJRA zareo ireo.

f'inona ary ity mahazo antsika malagasy ity eh!?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg