cocoly 28/10/2015 07:31
@njarahy : bonjour, somary ela ela vao namaly ana vaovao o, nisy probleme ny fidirako amin serasera. koa mahafaly ahy ny hifanakalo hevitra ny rehetra.DIA miandry ny avy aminao .cocoly

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. cocoly 29/12/2015 07:56
Betsaka ny zavatra azo resahana, izay mety aminao fa vonona za hamaly, dia miandry izay fanontanianao.MISAOTRA mialoha
1. Njarahy 28/12/2015 10:29
Tratry ny krismasy.
izaho ihany koa ity no taraiky tamin'ny famaliana...
Koa manao ahoana ianao ? salama ve ?
Ny aty moa, salama tsara
Inona no azontsika resahina ?
Njarahy
mg