Vanilia 21/11/2015 17:39
Mampalahelo, tena tsapako ankehitriny fa isika Malagasy dia manary ny maha izy antsika. Ny fiteny , ny fitafy , indrindra fa ny fomba fisainana dia lasa mikorosofahina.
Ho aiza ianao ry Nosy mamiko?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg