Tikonyzanako 26/12/2015 12:55
Sendra nitia olona 1 aho, ary bevoka 4mois vao fantatra satria nanomboka narar ny aiko le izy kou tsy hita mitsy, niteny fona iz anala azy d niarak tam doc zay nanao piqure ind1 d nomena fanafody, tong saina a tan antrano ka ts niinana anle fanafod ar ts nanoy ny tsindrona fantatro anefa fa andeh an ivelany iz ka tsy hitako zay atao, nandeh tan am rasaz naman mama za d oe sarotra b n anala az io. Inona no azoko atao fa tena mahatsiaro irery

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg