annick 30/12/2015 19:28
Hono oa reto ??izaho mipetraka aty remiremont aty vosges ..mba mitady namana aho .namana malagasy vonona iasa ary declarer mihintsy a partir 7janvier 2016 zao fa andeha kely maika any madagascar aho ...asa 20andro fotsny io na 1mois farany betsaka..zay mba maita mba miantsoa ahy raha azo atao fa gasy iany ny tiako iandry ny zanako anakiroa vavy ..ito ny numero azahoana ahy 0789012694 mme annick .merci

izaho dia vonona @izany raha azo atao
Zafaly..tsy mifandray ny resaka ngamba ..za tsy any madagascar akory fa aty france...departement vosges
mahita aho ka ary tsy lavitra fa ato aminay ihany,fa province aiza mo ni ivatananareo ,zahay manko aty toamasina????
Zafaly..vevavy fa hiandry ny zanako 2vavy kely d lipetrka ato atrano..ra mba maita ilazao e.

vehivavy sa legilahy no ilaina,raha lehilahy izaho vonona.