belakely 15/01/2016 14:36
Tena mampalahelo fa sarotra be ny mampianatra olona hanaja fiarahamonina, aiza ve ka samy milahatra eo, dia mbola misy sahy misogona ankitsirano be izao. Nefa anie samy maikae!
Ny sasany indray dia hoe havan'ny minisitra hono.................
Indrisy fa tsy te ho eo amin'ny toeranareo aho!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. mpilaza444 10/09/2016 12:16
Tsy maints tenenina mafy izay mihoa-pefy e
1. Suza_malala 17/01/2016 08:01
Marina ny voalazanao;ny toe-tsain-tsika mintsy no tena efa simba tanteraka,tsisy repera tsony fa diso tia tena loatra ka tsy mijery ny hafa intsony.Inona anefa no azo atao?
mg