andrysecabi 16/02/2016 08:38
@lanota : Vonona aho ny ho namanao raha sitrakao. Efa ela koa no tsy teto nohon asa. Misaotra

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. lanota 22/02/2016 09:04
Misaotra anao aho ary matoa aho nifidy sy nanoratra ho anao de maniry ny mba ho anisan'ny iray am ireo namanao .Mankasitraka ê!
1. lanota 17/02/2016 00:24
Salama enao! Misaotra namaly hafatra na dia efa somary ela aza.Eny matoa aho nandefa hafatra ho anao ,de anisan'ireo namana notsongaiko tato enao,eny fa na dia ts mbola fantatro dahol aza n momba2 anao .Manomboka eto zany d mpinamana isika
mg