i-tie 25/02/2016 09:14
Tanana zatra mitsotra ka tsy vanonko hivonkimbokina
Tongotra zatra mihetsika ka tsy velon-kidongizingizina
Maso efa zatra mitazana, tsy viza-mitsinjo 'lay tsy haritra
Vava efa zatra mipentsona, ka vonon-kiresa-maharitra.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. soa.tiana 29/02/2016 11:20
de tohizo e
2. i-tie 29/02/2016 11:10
Tononkiran' i Solomona 3 : 4 ... hitako ilay tian'ny fanahiko ...
1. soa.tiana 29/02/2016 09:09
Tanana havia sy havanana
Zay manaonao foana tapahana
mg