iarymino 16/05/2016 09:28
Mba eritreritra ny ahy, hoe...:
Raha te ho namana, tsy tsara ve raha mba hita ny sarin-tava?!!!....asa...!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. kari 08/09/2016 15:54
tena marina ny anao ry Iarymino saingy noho ny antony maro samihafa ohatra momba ny asa (discrétion absolue) dia tsy azo atao no mampiseho sary mivantana eto.fa raha ambadika (en privé) kosa dia mety tanteraka
1. pakopako 16/05/2016 12:58
tena tsy diso zany !
mg