randys102 01/06/2016 09:23
@Randys102 : Salama daholo รด. Mba mangataka azafady raha mba mety, mba verifiena tsara ny hira zaraina eto. Samy olombelona no mandefa ilay hira, mety hisy diso fa indraindray tena zavatra tsy miteny mihitsy no alefan'ny sasany, indrindra fa ireo hira @ fitenim-paritra. Mankasitraka indrindra.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg