roojgirl 21/09/2016 09:02
Fa manina kay le olona sasany ato tsy sérieux ny betsaka ? Toa asesiny daolo ny vehivavy rehtra itany ato indrindra reo lehilahy mipetraka eto France.toa kilalao ny fiheveran'izy reo anay vehivavy.manana anabavy ianareo fa mbà hajao iany ny vehivavy.Misaotra tompoko

Anga zany no fiainana any ?