Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

6. artefy 13/10/2016 11:43
izay mahatonga anah hikalokalo, k aleoko ny anaranao no vetsoina ref sendra mba mandalo ô
5. soa.tiana 13/10/2016 11:22
Fa tsy naharay lamba anie aho, raha iny enao sendra nandalo,
4. artefy 13/10/2016 11:10
ilay foko midoboka mafy maniry mitady hitampify eo anilanao, fa mba faniriana ny azy le mba hiara-dalana aminao e!
3. artefy 13/10/2016 11:09
aleoko tazomina ho ahy samirery malala ny fitiavako anao sao tsy anjara, fa raha volagniko anao de mba menatra aho sao tsy hifamaly e




2. soa.tiana 29/09/2016 06:47
Tsy misy manohy mitsy le hira e
f'aona ar e !!!!!!!!!!!!!!!
1. SOA.TIANA 28/09/2016 13:21
pasy parsi par là
mg