carrie 20/10/2016 07:02
Hoy dada,ianaro tsara aloa ny lesona,dia ataovy ny devoir,aza variana miesona, fa nde mianàra tsara,mila maka diploma,am zay rehetra vita,mila mianatra foana,raha te ho tafita.De namaly ity zaza:hono hoa ry dada: ny mianatra ve no tafita sa ny manao politika?rakoto zao DJ taloha,iny izy lasa filoha,de azony madagasikara,izy ve nianatra tsara?randria ao ambadika ao ,tsy mahay toa anareo zao,manana trano be de be,satria lasa deputé...............tohizo e!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

mg