Ryhaj 30/11/2016 10:12
Aiza ny tanindrazanareo? (ao Ankadifotsy)
--> Fa maninona refa hoe tanindrazana dia matetika any ambanivohitra foana ny valiny, fa vitsy no mba henoko hoe ao Ankadifotsy ny tanindrazanay, na hoe ao Isoraka, na hoe ao Ambohijatovo..... [eritreritra nandalo]

logique be zany ka!82% ny gasy ne tambanivohitra e.
ny anay Anosisoa Ambohimanarina