michousou 10/01/2017 22:47
Aona kay ry admin ny fomba ialana ref te iala @ compte ty serasera ty fa toa tsy mety miala surtout ref ordi no ampiasaina
Misaotra mialoha

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. ANARIM 20/01/2017 08:20
manakory! iala (d├ęconnecter et quitter) sa hoe iala (supprimer le compte?)
mg