iarymino 17/01/2017 11:55
salama ry namana,
misy mamoaka any amin'ny tambazotra hafa ny sariko dia nofafako ny sasany...
tokony hoe rehefa eto rangah no andefasana azy de tsy avoaboaka any a!!
nefa moa tsy maintsy misy foana ny olona tsy mahafinaritra e!!

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

3. lhomme 28/03/2018 13:15
ka ilay sarinao ange ka ratsy fa tiako ee dia tezitra ve ndry
2. jack837 08/11/2017 04:55
za! ary gaga oe misy sarinao any ko
1. diasa 17/01/2017 13:50
Eny oah aky e,sakano tsy ho namana aky zany olona zany an!
Fa tsy azo itokisana,mahereza
mg