Peta_keli1 10/02/2017 14:12
mba mitady hotely na chambre eto @ ville aho ry zareo na toerana tsy dia lavitra loatra, bungalow no tena tiako raha misy , sao misy afaka mi-propose? MERCI

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. ravaka2103 20/02/2017 08:14
eo am cristalline atanimena mora sady tsara
mg