dragostea2016 25/09/2017 08:35
izaho oa mitady namana vehivavy ho ataoko namana na alaiko ho vady fa kosa 46ans et plus miandry valiny aho o sady manantena

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. dragostea2016 10/10/2017 13:36
ie tena izay mihitsy @lafiny rehetra raha mety ianao dia lazao oe aiza no hifakahitana aloha é somary be asa dia mandalo indray afaka 1semaine mino aho fa hifakahazo tsara isika
1. Cathybelle 05/10/2017 23:39
Mahalina be le oe 46ans et plus, ireny ve no tena matotra??
mg