aiko808 05/10/2017 02:19
tena mbola misy lehilahy azo itokisana ve amizao fotoana iazao?

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

2. dragostea2016 10/10/2017 13:40
misy foana izany é ary tena mbola misy vehivavy azo itokisana koa ve @zao fotona izao
1. tm 05/10/2017 08:18
hatokisana hoe tsy hampirafy? eny! fa nefa misy défaut hafa izy, izay tsy hay na ho zaka na tsia, arakarany. toy ny olona rehetra eee ahitana indro kely hatrany
mg