Tokinao 26/10/2017 17:36
Salama daholo ô.

Aiza eto Tanà ange no misy mivarotra valizy misy kodiarana, amin'ilay tena mafy sy mateza azafady? (Toa misy mahatanty itsahin'ny fiara manko izy ireny, raha ny hitako tamin'ny fahitalavitra. Ka asa ... efa misy an'ireny ve eto? )


Misaotra e.

Hamaly

Midira raha hametraka hevitra

Valiny

1. gasigasi 28/10/2017 12:08
Miarahaba an'i Tokinao
Aza dia manantena zavatra hoatr'ireny f
fitaka no maro @izy ireny aaaan
Pub fotsiny
mg